Sahafanilo

Sahafanilo

Lasy Mp any

0 appréciations
Hors-ligne

Tokony ho tsara kokoa iny lasy teo iny raha tonga daholo ny ekipa. Vitsy tsy araka ny nantenaina, raha ny fahitako azy manokana, no tonga. Kanefa tsy nahasakana ny firindra tsaran'ny lahasa rehetra. Vao mainka aza nanamora ny fahazoana ny lesona sy ny fahalalana maro be noratovina ny fahavitsian'ny olona.
Vous ne disposez pas des permissions nécessaires pour répondre à un sujet de la catégorie Fanilon'i Madagasikara, faha-70 taona.

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 25 autres membres